Mifankatiava (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ny fo uifhdla no tena ninoanay,
Fa Jesosy no tonga hamonjy anay
Tamin'ny vava no tena nanekena,
Fa ny ràny no nahadio anay
Ref: Vavaky ny Tompo, mba ho iray
Fanahy waqovay izay nomeny, mampiray
Fanahy fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha mifankatia
Mifankatiava hoy ny Tompo,
F'izany no hamantaran'ny olona rehetra
Fa mpianatro ianareo
Tsy iray finoana, fa iray ao Aminao
Tsy iray fihaviana, fa iray tononkira.serasera.org an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray fihodirana, fa samy zanakao
Ref: Vavaky ny Tompo, mba ho iray
Fanahy izay nomeny, mampiray
Fanahy fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha mifankatia
Mifankatiava hoy ny Tompo,
F'izany no hamantaran'ny olona rehetra
Fa mpianatro ianareo qzfa
Fa Jesosy no tonga hamonjy anay
Tamin'ny vava no tena nanekena,
Fa ny ràny no nahadio anay
Ref: Vavaky ny Tompo, mba ho iray
Fanahy waqovay izay nomeny, mampiray
Fanahy fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha mifankatia
Mifankatiava hoy ny Tompo,
F'izany no hamantaran'ny olona rehetra
Fa mpianatro ianareo
Tsy iray finoana, fa iray ao Aminao
Tsy iray fihaviana, fa iray tononkira.serasera.org an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray fihodirana, fa samy zanakao
Ref: Vavaky ny Tompo, mba ho iray
Fanahy izay nomeny, mampiray
Fanahy fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha mifankatia
Mifankatiava hoy ny Tompo,
F'izany no hamantaran'ny olona rehetra
Fa mpianatro ianareo qzfa
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
23/12/2024 15:40)
Efa ao ity tononkira ity. Ny mpihira dia Ndriana Ramamonjy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 1944
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/12/2024 12:54
