Soavaly (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ozona ny asa, miasa ihany oa
Fa kosa fitahiana eee
Nahoana no ankinina amin'ny vintana sy loka
Ny fomba fihariana eee
2x
Onena ny fo, maraina vao mifoha
Mahita anao milahatra
Miandry taratasy misy anarana soavaly
Soavaly tiana alahatra
2x
Tsy ozona ny asa, miasa ihany oa
Fa kosa fitahiana eee
Nahoana no ankinina amin'ny vintana tononkira.serasera.org sy loka
Ny fomba fihariana eee
2x
Dia nanantena ianao fa andahatra soavaly
Dia kcjkflr hoafa-jaly
Kinajo ianao indray no nasainy llanf nilahatra
Vao maika ianao nijaly aaa
2x
Angah tsy fantatrao fa ny atsembohan'ny tava
No hinanana androany aaa
Ny antsembohan'ny tava-tsoavaly ny anao
Tsy mety anie izany aaa
2x
Tsy ozona ny asa, miasa ihany oa
Fa kosa fitahiana eee
Nahoana gadffuwm no ankinina amin'ny vintana sy loka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 1257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kcnarf
Daty : 09/11/2022 13:34