Ny Nosinay ho anao (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanirianay hatry ny elabe ny hoe nosinay ho anao
Tompo ô mba tanteraho re fa vonona izahay mpanomponao
Hifandefitra hihetry koa ka hanandratra anao
Ka tsy hitory zavatra hafa intsony afatsy ny anaranao

Ka tsy hitory zavatra hafa intsony afatsy tononkira.serasera.org ny anaranao
Ndeha 'zahay hitory ombieny ombieny oyyhr ô, fa ianao no lalana
Hankanesanay amin'ny Ray ô, nahitam-piadanana
bqzxd Tsy fiangonana izay misy anay
Na fombafomba nahazatra anay
F'izay niaretanao mba hamonjena anay
Ndeha srqqa 'zahay hitory ombieny ombieny ô, fa ianao no lalana

Tsy fiangonana izay misy anay
Na fombafomba nahazatra anay
F'izay niaretanao mba hamonjena anay
Faniriana hatry ny elabe ny hoe nosinay ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 1160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/07/2022 14:20