Hidera ao am-po (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira voalohany izay natao ho ahy
'Zay nokaloiko mangina hatramin'izay
Na dia tsy nisy nandre dia tsy mba nampanahy fa
Hiderako ao am-po an'Ilay Ray
Noho izaho rshklkjo tsy mba nihirahira toa anareo
Vao mba mikalo dia io fa gara feo
Ilay Fanahy ao anaty anefa gvdg te-hidera
Rehefa irery aho dia nihira tsy an-kiera
Satriko foana hanohy ny fiderako
Saingy ilay ao am-po no tiako hanako
Izy ilay mahalala ny ao am-poko
Izy ihany no tiako hankafy
Ilay feoko mikaviavia
Dia nihira aho tononkira.serasera.org miventy ilay Fitiavany
Hira voalohany izay natao ho ahy
'Zay nokaloiko mangina hatramin'izay
Na dia tsy gworwmx nisy nandre dia tsy mba nampanahy fa
Hiderako ao am-po an'Ilay Ray
Nefa noho ilay vava nanekeko
Anao Tompoko tia dia nomeko
Tsy vava ihany fa fo sy ny fanahy
Sy izay rehetra rehetra momba ahy
Hampiasaiko hiderako Anao
Hiarahako amin'ireo navotanao
Hira voalohany izay natao ho ahy
'Zay nokaloiko mangina hatramin'izay
Na dia ho maro mpandre dia tsy mba hampanahy fa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 1996
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : RRas
Daty : 28/04/2020 23:03