Hadalana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hadalana hono no davjmuzv handaniako ny hatanorako
Amin’izany atao hoe FIVAVAHANA
Voninkazo vao mitsiry tokony ho haingon’ny tanàna
Dia mandà ireo fahalalahana
Fahalalahana, hitondra ho aiza anefa izany
Tsy vao maika ve fangejana no entiny
Raha mba fantany hoe nahoana lrzz moa no tiako ny raiko
Tsy izany intsony angamba no ambarany
Andriamanitra wyvkn ô! izaho tia
Satria ianao tia ahy taloha
Ka nahatonga Anao
Hanolotra ny Zanaka Lahitokanao
‘Zay nanavotra ny aiko tsy hidina an-davaka
Fa tononkira.serasera.org nahatonga ahy hanam-piainam-bavaka

--------
Rohy:
Hevitra
ratomima
(
31/12/2024 14:35)
mety ve raha mba apetraka ihany ko
hery
(
02/01/2025 11:53)
ny inona azafady?
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 5197
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Randys102
Daty : 12/01/2015 08:38