Be Fiadanana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be Fiadanana, izay kkckortl ueua tia ny lalànao, ny lalànao.
Ka tsy havelako hiala eo imasoko Izy.
Be Fiadanana, izay tia ny lalànao, ny lalànao.
Ka tsy havelako hiala eo imasoko Izy.
Kanto noho ny volamena, loharanom-pahendrena
Mamy noho tononkira.serasera.org ny tantely koa ka ankafiziko.

Mamy noho ny tantely koa ka ankafiziko.

Kanto noho cpuy ny volamena, loharanom-pahendrena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 652
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ainanja
Daty : 18/09/2024 08:29