Izay mankahala anao hitafy henatra (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mankahala anao hitafy henatra;
Ary tsy hisy intsony ny lain'ny ratsy fanahy.
Mbola hofenoiny hehy ny tononkira.serasera.org vavanao
Sy hoby ny molotrao.

Mbola maitso izy, kanefa malazo
Alohan'ny zava-maitso rehetra;
Ho very ny fanantenany,
Tranon-kala ny tokiny, tranon-kala ny tokiny!

Miankina amin'ny tranony izy, kanjo tsy maharitra iny;
Mihazona azy mafy izy, kanjo tsy mahazaka azy iny.
Toy izany jlhzaa no lalan'izay rehetra manadino an'Andriamanitra;
Ary ho very ny fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy.

Mbola daxd maitso izy, kanefa malazo
Alohan'ny zava-maitso rehetra;
Ho ubfhy very ny fanantenany,
Tranon-kala ny tokiny, tranon-kala ny tokiny!

Fa masina ianao, anontanio ange ny ntaolo,
Ka fantaro ny hevitra hitan'ny razany.
Ary raha madio sy mahitsy ianao,
Dia hifoha hamonjy anao tokoa Izy.

Mandra-pahoviana no hiteny toy izany ianao,
Ka ho rivotra mahery ny teny aloaky ny vavanao?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NAINA
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ANDRY Niaina RAKOTOARISON
Daty : 17/09/2026 18:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0279