zavamisy (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tiako ambara moa ve mba hiaino ahy ianao
Tsy angano na TANTARA fa zavamisy sy vaovao
Misy mpamono olona misy ny mpanao an-kery
Ny vahoaka no natao sorona
Ny harem-pirenena very

Miaina anaty tahotra miwxc sy mihorohoro
Andro aman'alina ny olona

Dia nikarohevitra ny tsstt olona izay sahisahy
Marobe no efa tezitra mahita ny fandehan-draharaha
Malagasy tsy vaky volo niaraka nientana. Avokoa
Dia nirotsaka daholo niray saina niray fo

Tamin'ny andro tononkira.serasera.org fitsarana ny mpandika ny lalana afaka tsy nogadrana

Izay ilay tena zavanisy mampalahelo nefa indrisy
Fongotra ny teny an-tanana ny havana tsisy mañana
Hiantsampy amin'izay isika re mila vonjy maika bé
Ndao hamonjy fivavahana izay no sisa uqkks lalana
Dia nivavabavaka niantso AN'ANDRIAMANITRA
NY OLONA REHETRA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NAINA
Vangy : 104
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SGAV
Daty : 30/06/2026 17:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4453