Izay mankahala anao hitafy henatra (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mankahala anao nzwzezho hitafy henatra;
Ary tsy hisy intsony ny lain'ny ratsy fanahy.
Mbola hofenoiny hehy ny lbrr vavanao
Sy hoby ny molotrao.

Mbola maitso izy, kanefa malazo
Alohan'ny zava-maitso rehetra;
Ho very ny fanantenany,
Tranon-kala ny tokiny, tranon-kala ny tokiny!

Miankina amin'ny tranony vzqias izy, kanjo tsy maharitra iny;
Mihazona azy mafy izy, kanjo tsy mahazaka azy iny.
Toy izany no lalan'izay rehetra manadino an'Andriamanitra;
Ary ho very ny fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy.

Mbola maitso izy, tononkira.serasera.org kanefa malazo
Alohan'ny zava-maitso rehetra;
Ho very ny fanantenany,
Tranon-kala ny tokiny, tranon-kala ny tokiny!

Fa masina ianao, anontanio ange ny ntaolo,
Ka fantaro ny hevitra hitan'ny razany.
Ary raha madio sy mahitsy ianao,
Dia hifoha hamonjy anao tokoa Izy.

Mandra-pahoviana no hiteny toy izany ianao,
Ka ho rivotra mahery ny teny aloaky ny vavanao?

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NAINA
Hits : 12
Likes : 0 Like
Created by : ANDRY Niaina RAKOTOARISON
Date : 17/09/2026 18:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282