Atolotra anao (NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ny foko atolotra anao
Sy tononkira.serasera.org izay rehetra rehetra momba ahy
Ka zlply raiso TOMPO hanjakao vonon'khanompo anao MANDRAKIZAY
Atolotro ny tenako ho fanati-tsitrakao
Izay ratsy taloha hialako tsotra izao
Ny tapaka sy namana ny havana rehetra koa
Ho entiko hanompo hahita ny hatsaranao
Fa ny anilanao ry TOMPO idgp no maminay sy telinay
Ity ny foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ywnsy ahy
Ny iray tanana amiko iray Firenena ihany koa
Hilazako ny aminao momba ny hatsaranao
Izao tontolo rehetra izao hitako noho ianao
Hilazako ny momba anao fahagagana vitanao
Fa ny anilanao ry TOMPO no maminay sy telinay
MOZIKA
Ity ny foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
KA RAISO TOMPO HANJAKAO
VONOK'HANOMPO
Ity ny foko atolotro anao
Sy izay REHETRA rehetra momba ahy
KA RAISO TOMP HANJAKAO
VONOK'HANOMPO ANAO MANDRAKIZAY

--------
Rohy: