Mifona e (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona e mamonje
Ry JESO O raiso re

Hitako nllpczz ny sandrinao
Mitsotra mba handray gptpff ahy
Izaho anefa dia nandà
ilay fitiavanao mamy hatrizay
N'aiza n'aiza toerana aleha
N'inona n'inona koa izay natao
Dia hita foana foana ianao
Tsy mba nihevitra ny handao
Tsy tononkira.serasera.org xpziahv nijery ny adalako
Te hamela ny fahotako
Tsy nijery ny adalako
Te hamela ny fahotako

Mifona e mamonje
Ry JESO O raiso re

Hiverina aminao aho
Mifona re mamela
Ity ny foko hanjakao
Raiso aho ry TOMPO MALALA
Hiaraka dia hiray saina FANAHY
Hankalaza koa ny asanao
Hidera anao ANDRIAMANITRA
Hanandratra ny VONINAHITRAo
Inty aho JESOSY o
Vonona hanaraka ANAO
Inty aho JESOSY o
Vonona hanaraka ANAO
Mifona e mamonje
Ry JESO O raiso re
16 avril 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NAINA
Vangy : 137
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SGAV
Daty : 30/06/2026 16:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328