Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izay mankahala anao hitafy henatra (NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mankahala anao hitafy henatra;
Ary tsy hisy intsony ny lain'ny ratsy fanahy.
Mbola hofenoiny hehy ny vavanao
Sy hoby ny molotrao.
Mbola maitso izy, kanefa malazo
Alohan'ny zava-maitso rehetra;
Ho soetz very ny fanantenany,
Tranon-kala ny tokiny, tranon-kala ny tokiny!
Miankina amin'ny tranony izy, kanjo tsy maharitra mdzlba iny;
Mihazona azy mafy izy, kanjo tsy mahazaka azy iny.
Toy izany no lalan'izay rehetra manadino an'Andriamanitra;
Ary ho very ny fanantenan'ny szikldq mpihatsaravelatsihy.
Mbola maitso izy, kanefa malazo
Alohan'ny zava-maitso rehetra;
Ho very ny fanantenany,
Tranon-kala ny tokiny, tranon-kala ny tokiny!
Fa masina ianao, anontanio ange ny ntaolo,
Ka fantaro ny hevitra hitan'ny razany.
Ary raha madio sy mahitsy ianao,
Dia hifoha hamonjy anao tokoa Izy.
Mandra-pahoviana no hiteny toy izany ianao,
Ka ho rivotra mahery ny teny aloaky ny vavanao?
tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NAINAVisites : 165
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ANDRY Niaina RAKOTOARISON
Date : 17/09/2026 18:24