Afom-pitia (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho dia nandalo dia nivily
Nitondra ilay fo tianao
Tsikitsiky no nandraisanao ahy
Vokatry ny fonao tia
Nangatsiaka ny andro androany
Nefa tsy heno namirifiry
Teo ilay afom-pitia
Na ny zava-tsarotra angamba
Raha tafaray isika roa
Mety ho mora fidona fipaka
Satria tanty avokoa
ANDRIAMANITRA o ambino
Ho to izay mba nokasainay
Ambino ary aza adino haharitra MANDRAKIZAY
Ireo loza sy rofy mar aza ataonao fantatray

Tonga aho dia nandalo dia nivily
Nitondra ilay fo tianao
Tsikitsiky no nandraisanao ahy
Vokatry ny fonao tia
Nangatsiaka ny dewu andro androany
Nefa tsy heno namirifiry
Teo ilay afom-pitia eygg
Na ny zava-tsarotra angamba
Raha tononkira.serasera.org tafaray isika roa
Mety ho mora fidona fipaka
Satria tanty avokoa
ANDRIAMANITRA qyak o ambino
Ho to izay mba nokasainay
Ambino ary aza adino haharitra MANDRAKIZAY
Ireo loza sy rofy maro aza ataonao fantatray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NAINA
Vangy : 130
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SGAV
Daty : 30/06/2026 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353