Mandalo tanana (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isak'izay mandalo amin-tanana any dia
Tsy maintsy manak'ambara ny olona

Misy miezik'hilaza ny marina
Misy kosa tsy menatry ekil ny handainga
Nefa anie...nefa na hiodik'havia na havana aza anie
Tsy maintsy hipoitra anie ny marina e

Androany dia milamindamina
Fa ny ampitso dia saro-pantarina
Toy ny salaka mamatotra ny tena
Ny lainga rehetra nafafy sy novelana
Mifototra mandoza ny tompony

Isak'izay mandalo amin-tanana any dia
Tsy maintsy manak'ambara ny olona

Raikitr'indray ny fivorivoriana
Vinaky eo daholo ny Hono rbbgysad Hono
Sy ny mahaliana
Na dia efa...na dia efa alina ny andro sy misasaka'alina
Resaka aller retour no hitarina

Misy ny namana tononkira.serasera.org maka ny tsirony
Mihaino tsara atongilany ny sofiny
Mahazo toky Rabeza mpandainga malaza
Tsy mieritreritra ny todin'izay lazaina
Mihevitra ny olona azo ambakaina

Isak'izay mandalo amin-tanana any dia
Tsy maintsy manak'ambara ny olona


szcfqar

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NAINA
Hits : 406
Likes : 0 Like
Created by : SGAV
Date : 18/06/2025 19:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3192