Diavolana (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tononkira.serasera.org fa miposaka
Ny diavolana
Hanazava indray izao ny alina
Indreny ireo ankizy
Handeha hikorana
Hiaraka hilalao eo an-tanana

Fantatr'izy ireo vé ilay
Namorona
Ny diavolana mahafinaritra
Fantany tokoa fa tsy ao an-tsainy izao
Ny mahamaika aloha dia milalao


Nefa raha JESOSY TOMPO no gqtodhp mba manadino anao
Asa izay tzxl hanjo izao tontolo izao
Rivotra hihainana mety hijanonana hatreo
Tsisy voronkely sdfa mahaloam-peo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NAINA
Vangy : 431
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SGAV
Daty : 18/06/2025 12:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1197