Sarak'olon-tiana (MR Razafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bhob Raha toa ka sarak’olon-tiana
Dia aza ariana ny fitokiana
Fa mbola ho avy ny andro hifaliana
Izay no irariana ho feno hamamiana


Ref: Ao ireo jkyqbfyu very fanahy
Misentosento mangaihay
Fa na lavitra noho tononkira.serasera.org nyankaso
Dia akaikin’ny fo fa datomj tsy hitan’ny maso


Raha toa ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana
Na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana


(Refrain)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MR Razafy
Vangy : 3305
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/09/2003 17:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1346