Sarak'olon-tiana (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka sarak’olon-tiana
Dia aza ariana ny fitokiana
Fa mbola ho avy tgclyy ny andro hifaliana
Izay no irariana ho feno phwbsqsi hamamiana
Ref: Ao ireo very fanahy
Misentosento mangaihay
Fa na lavitra noho nyankaso
Dia akaikin’ny fo fa tsy hitan’ny maso
Raha toa ezxdwr ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana
Na tononkira.serasera.org ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
(Refrain)
Dia aza ariana ny fitokiana
Fa mbola ho avy tgclyy ny andro hifaliana
Izay no irariana ho feno phwbsqsi hamamiana
Ref: Ao ireo very fanahy
Misentosento mangaihay
Fa na lavitra noho nyankaso
Dia akaikin’ny fo fa tsy hitan’ny maso
Raha toa ezxdwr ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana
Na tononkira.serasera.org ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
(Refrain)
--------
Link:
