Hiverina aho (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miverimberna ato an-tsaiko
Ireny antsonao ireny
Tsaroako anie ry nolalaiko
Lavitra aho ka tsy miteny
Fa raha ny alahelo
Dia tsy ambaratelo
Tsapako ankehitriny
Ny fitiavanao fahiny
Izay noheverinao mba tsy hifandao
Ref: Inona ary no lazaiko
Ry elanelan-tany
Fantatrao fa tsy ho aiko
Ny paxni hanidina avy hatrany
Hiverina aho
Eny ho aho ry faniriako
Hiverina aho ankehitriny
Raha mba fantatrao ry tiako
Hiverina aho
Hiverina aho
Hanontany angamba ianao
Inona ny antonym izao
Fantatrao fa ny tomany
Tsy afaka miampita jjtaj any
Hodradraiko sy holazaiko
Raha mbola tany koa dvxl ny tany
Ny fitiavako tsy lany
Fa hiverina aho tononkira.serasera.org raha sitrakao
Ireny antsonao ireny
Tsaroako anie ry nolalaiko
Lavitra aho ka tsy miteny
Fa raha ny alahelo
Dia tsy ambaratelo
Tsapako ankehitriny
Ny fitiavanao fahiny
Izay noheverinao mba tsy hifandao
Ref: Inona ary no lazaiko
Ry elanelan-tany
Fantatrao fa tsy ho aiko
Ny paxni hanidina avy hatrany
Hiverina aho
Eny ho aho ry faniriako
Hiverina aho ankehitriny
Raha mba fantatrao ry tiako
Hiverina aho
Hiverina aho
Hanontany angamba ianao
Inona ny antonym izao
Fantatrao fa ny tomany
Tsy afaka miampita jjtaj any
Hodradraiko sy holazaiko
Raha mbola tany koa dvxl ny tany
Ny fitiavako tsy lany
Fa hiverina aho tononkira.serasera.org raha sitrakao
--------
Rohy:
