NY LASA (MR Razafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY LASA


HO TSIAHIVINA ETO INDRAY NY LASA
FONY MBOLA ZAZA IANAO
BE IREO LALAO
IZAY EFA NATAO
TAMIN’IZANY ANDRO IZANY

IZANY IANAO, RAHA MITOMANY
NOTAMBAZANA AOK’IZANY
OROKA TSY LANY
MIAMPY VATO MAMY
SADY NOTROTROINA IHANY

ref : EFA LEHIBE IZAO IANAO
FANTATRAO NY TOKONY ATAO
TSY ADINO ANGAMBA
NY RAHOSIN-JAMBA
NAVARIANA AHY
NY KIVARIVARY
LALAO-JAZAVAVY
NAHASONDRIANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MR Razafy
Vangy : 2801
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 24/06/2005 23:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0715