You are here: home > Tononkira > MR Razafy

Folo taona (MR Razafy)

Folo taona izay
No namoronako hira
Faly aho mitomany
Raha mandre `reo feon-kira

Fahatsiarovana tokoa
Nomeko hotehirizinao
Faniriako tsy hTsiky dia ampyo lo
Ny hitoerany aminao


Ref: Inona e
Inona ary hoy ianao
No omeko
No omeko anao anio izao
Hira
Hira avy ao anatiko ao
No ampitaiko ho anao
Mandrakizay

Mpihira : MR Razafy
Mpamaky : 3644
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 27/09/2003 12:57:58
ID : 1852

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo