Toky (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho reraka ny tanako
Raha manoratra ho anao
Tsy cbvs ho vizana icnqk mvbng ny vavako
Raha manonona ny anaranao
Tsy fantatrao fa ny fitiavako
Izay mitoetra hatrin’ny ela
Ho kaloina tononkira.serasera.org sy hambarako
Aminao ts’ hisy fetra
Ref: N’inon’inona hidona
N’inon’inona hiantra
Ny foko tia tsy hirona
Na hijaly sy hahantra
Ianao no efa tiako
Ka na iza hana-tsiny
Tonga izao ankehitriny
Raha manoratra ho anao
Tsy cbvs ho vizana icnqk mvbng ny vavako
Raha manonona ny anaranao
Tsy fantatrao fa ny fitiavako
Izay mitoetra hatrin’ny ela
Ho kaloina tononkira.serasera.org sy hambarako
Aminao ts’ hisy fetra
Ref: N’inon’inona hidona
N’inon’inona hiantra
Ny foko tia tsy hirona
Na hijaly sy hahantra
Ianao no efa tiako
Ka na iza hana-tsiny
Tonga izao ankehitriny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MR RazafyVangy : 5814
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MR Razafy
Daty : 06/08/2003 15:24
