Sarak'olon-tiana (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka sarak’olon-tiana
Dia aza ariana ny fitokiana
Fa mbola msnavoc ho avy ny andro hifaliana
Izay no tononkira.serasera.org irariana ho feno hamamiana
Ref: Ao yhqvt ireo very fanahy
Misentosento mangaihay
Fa na lavitra noho nyankaso
Dia akaikin’ny fo fa tsy hitan’ny maso
Raha toa ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana
Na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo gnfe dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
(Refrain)
Dia aza ariana ny fitokiana
Fa mbola msnavoc ho avy ny andro hifaliana
Izay no tononkira.serasera.org irariana ho feno hamamiana
Ref: Ao yhqvt ireo very fanahy
Misentosento mangaihay
Fa na lavitra noho nyankaso
Dia akaikin’ny fo fa tsy hitan’ny maso
Raha toa ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana
Na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo gnfe dina
Tsy hitomaniana rehefa any aoriana
(Refrain)
--------
Lien:
