You are here: home > Tononkira > MR Razafy

Ny sarinao (MR Razafy)

Ny endrikao ry tiana
Tsy manana sahala
Tsy afaka ato an-tsaiko
Fa any notsongaiko
Nofisifisin-dava
Toa mifanatri-tava
Tadidona iray
Ny sarinao izany


Ref: Anisan’ny fananana
Nataoko am-peltanana
Raha sendra sorena
`LTsiky dia ampyay sary jerena
Topazana tazanina
Raha sendra tena manina
Ny sarinao izany
No mahatonga izany


Ny lahatra mavay
Ny elan’elan-tany
Toa mampitombo ny hery
Ity olo-manirery
Hanangana tadidy
Ireo dina sarobidy
Ny sarinao ihany
No mahatonga izany

Mpihira : MR Razafy
Mpamaky : 11134
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : MR Razafy
Tamin'ny : 06/08/2003 13:23:17
ID : 1856

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo