Ampidiro aloha ny tenimiafina
Na tiana aza (fa) (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tiana aza ny hiaraka
Voatery tsy maintsy hisaraka
Na mamy aza ny hitoetra
Ny fotoana manampetra syabw
Koa hifandao tsy hifanadino
No hafatray ka e! vimbino
Ny vetsm-po ao aminay
Dia ny hiverenana eto indry
Ref: Veloma ihany, veloma any tononkira.serasera.org ho stxo any
Ny fo sy ny saina no aoka hifandray
Ka ho toa sy holalaina
‘Lay fihaonana eto indray
Ao ny tiana, ao ny tiana
Ao ireo fianakaviana
Tsy hoadino izy ireny
Koa ptyc ho masina, hoy ny teny
(Refrain)
Voatery tsy maintsy hisaraka
Na mamy aza ny hitoetra
Ny fotoana manampetra syabw
Koa hifandao tsy hifanadino
No hafatray ka e! vimbino
Ny vetsm-po ao aminay
Dia ny hiverenana eto indry
Ref: Veloma ihany, veloma any tononkira.serasera.org ho stxo any
Ny fo sy ny saina no aoka hifandray
Ka ho toa sy holalaina
‘Lay fihaonana eto indray
Ao ny tiana, ao ny tiana
Ao ireo fianakaviana
Tsy hoadino izy ireny
Koa ptyc ho masina, hoy ny teny
(Refrain)
--------
Rohy:
