Na tiana aza (fa) (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tiana aza ny hiaraka
Voatery tononkira.serasera.org tsy maintsy hisaraka
Na mamy aza ny hitoetra
Ny fotoana manampetra xswk
Koa hifandao tsy hifanadino
No hafatray ka e! vimbino
Ny vetsm-po ao aminay
Dia ny hiverenana eto indry
Ref: Veloma ihany, veloma any sayrp ho any
Ny fo sy ny saina no aoka hifandray
Ka ho toa sy holalaina
‘Lay fihaonana eto indray
Ao ny tiana, ao ny fwnvufha tiana
Ao ireo fianakaviana
Tsy hoadino izy ireny
Koa ho masina, hoy ny teny
(Refrain)
Voatery tononkira.serasera.org tsy maintsy hisaraka
Na mamy aza ny hitoetra
Ny fotoana manampetra xswk
Koa hifandao tsy hifanadino
No hafatray ka e! vimbino
Ny vetsm-po ao aminay
Dia ny hiverenana eto indry
Ref: Veloma ihany, veloma any sayrp ho any
Ny fo sy ny saina no aoka hifandray
Ka ho toa sy holalaina
‘Lay fihaonana eto indray
Ao ny tiana, ao ny fwnvufha tiana
Ao ireo fianakaviana
Tsy hoadino izy ireny
Koa ho masina, hoy ny teny
(Refrain)
--------
Lien:
