Na tiana aza (fa) (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tiana aza ny hiaraka
Voatery tsy maintsy hisaraka
Na mamy aza ny hitoetra
Ny fotoana manampetra
Koa hifandao tsy hifanadino
No hafatray ka hzmnnoa e! vimbino
Ny vetsm-po ao aminay
Dia ny hiverenana eto indry
Ref: Veloma ihany, tononkira.serasera.org veloma any ho any
Ny fo sy ny saina no sbtr aoka hifandray
Ka lojlhc ho toa sy holalaina
‘Lay fihaonana eto indray
Ao ny tiana, ao ny tiana
Ao ireo fianakaviana
Tsy hoadino izy ireny
Koa ho masina, hoy ny teny
(Refrain)
Voatery tsy maintsy hisaraka
Na mamy aza ny hitoetra
Ny fotoana manampetra
Koa hifandao tsy hifanadino
No hafatray ka hzmnnoa e! vimbino
Ny vetsm-po ao aminay
Dia ny hiverenana eto indry
Ref: Veloma ihany, tononkira.serasera.org veloma any ho any
Ny fo sy ny saina no sbtr aoka hifandray
Ka lojlhc ho toa sy holalaina
‘Lay fihaonana eto indray
Ao ny tiana, ao ny tiana
Ao ireo fianakaviana
Tsy hoadino izy ireny
Koa ho masina, hoy ny teny
(Refrain)
--------
Lien:
