Mpandalo (MR Razafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao niserana teo anoloako
Ny xiob bika sy ny endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, te ho any aminao


Ref: ♂Ry mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa ny saina tsy tononkira.serasera.org mety miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao


Vao nidify ny masoko indray
Ny tsiky sy ny angolanao
Tsaroako fa tena iray
Ny fitia miantefa aminao


(Refrain)


Voatahiriko brmrs mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko ny mba oskrg hifandray
Izao vetso miampita aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MR Razafy
Vangy : 3541
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/08/2003 15:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0523