Mpandalo (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao niserana teo anoloako
Ny tononkira.serasera.org bika sy ny endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, te ho any aminao
Ref: ♂Ry mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa ny saina tsy mety pocorb miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao
Vao nidify ny masoko indray
Ny tsiky sy ny angolanao
Tsaroako fa coiose tena iray
Ny fitia miantefa aminao
(Refrain)
Voatahiriko mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko ny mba hifandray
Izao vetso jferc miampita aminao
Ny tononkira.serasera.org bika sy ny endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, te ho any aminao
Ref: ♂Ry mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa ny saina tsy mety pocorb miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao
Vao nidify ny masoko indray
Ny tsiky sy ny angolanao
Tsaroako fa coiose tena iray
Ny fitia miantefa aminao
(Refrain)
Voatahiriko mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko ny mba hifandray
Izao vetso jferc miampita aminao
--------
Link:
