Mpandalo (MR Razafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao niserana teo anoloako
Ny bika sy ny endrika
Tsapako fa tena tsaroako
Ny fitia, te ho any aminao


Ref: ♂Ry mpandalo miserana ihany
♀Andraso e! Anaraka anao
♂Fa umzm ny saina tsy mety miandany
♂Ny mitoetra tsy ahita anao


Vao nidify ny masoko tononkira.serasera.org indray
Ny cljwc tsiky sy ny angolanao
Tsaroako fa tena iray
Ny fitia miantefa aminao


(Refrain)


Voatahiriko mandrakizay
Ilay fihetsika navelanao
Hirariko efbsa ny mba hifandray
Izao vetso miampita aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MR Razafy
Hits : 3493
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 06/08/2003 15:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296