OMEO FO MADIO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, omeo ahy ny fo madio, Mba hahaizako mitia Anao
Meloka aho kanefa nonvwas ahitsio, Mba tolory ny Fitiavanao
Fa mahery mandresy ihany koa, Izay rehetra miankina Aminao
Afaka ahiahy, miadam-po, Mahatoky fa manana Anao
Fa brysict raha ny heloka efa vitako menatra aho, Na dia ny hanonona ny Anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra teo imasonao, Indrisy resin’izao tontolo izao, tononkira.serasera.org
Ry Tompo
Fahafatesana anie no mendrika ho ahy izao, Nefa navotanao iwny aho
Fahaverezana mandrakizay, No sahaza ahy hatramin’izao

--------
Rohy: