OMEO FO MADIO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, omeo ahy ny fo madio, Mba hahaizako mitia Anao
Meloka aho kanefa ahitsio, Mba tolory ny Fitiavanao
Fa mahery mandresy ihany koa, Izay rehetra miankina Aminao
Afaka ahiahy, miadam-po, Mahatoky fa manana Anao
Fa raha tononkira.serasera.org ny heloka efa zpnl vitako menatra aho, Na zdglcpq dia ny hanonona ny Anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra teo imasonao, Indrisy resin’izao tontolo izao,
Ry Tompo
Fahafatesana anie dtgs no mendrika ho ahy izao, Nefa navotanao aho
Fahaverezana mandrakizay, No sahaza ahy hatramin’izao

--------
Lien: