OMEO FO MADIO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, omeo ahy ny fo eindgh madio, Mba hahaizako mitia hivmuea Anao
Meloka aho kanefa ahitsio, Mba tolory ny Fitiavanao
Fa mahery mandresy ihany koa, Izay rehetra miankina Aminao
Afaka ahiahy, miadam-po, Mahatoky fa manana Anao
Fa raha ny heloka efa vitako menatra aho, Na dia ny hanonona ny Anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra cueqki teo imasonao, Indrisy resin’izao tontolo izao,
Ry Tompo
Fahafatesana anie tononkira.serasera.org no mendrika ho ahy izao, Nefa navotanao aho
Fahaverezana mandrakizay, No sahaza ahy hatramin’izao

--------
Rohy: