Toa lalana (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa lalana saro-pantarina
No diavintsika eto an-tany
Matetika lavo fa miarina
Dimbiasan’ny tsiky, tomany

Mazàna kivy, toa faly koa
Misento indraindray nefa miram-po
Tsimbalivaly e! ny fiainana
Tsy atao mahakivy hitarainana

Fa misy wfkbyrb ny mxcz lalana tsara e!
yptqjq Ho antsika ry havako etoana
Lalana tsotra sy marina
Mahitsy fa tsy tononkira.serasera.org mba mivaona

Jeso ilay fahamarinana
Lalana sady fiainana
Ho antoky ny dianao ety
Ry olona an-tanim-piadiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Vangy : 132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 19/06/2026 15:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308