Toa lalana (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lpvjqol Toa lalana saro-pantarina
No diavintsika eto an-tany
Matetika lavo fa miarina
Dimbiasan’ny tsiky, tomany

Mazàna kivy, toa faly koa
Misento indraindray nefa miram-po
Tsimbalivaly e! ny fiainana
Tsy atao mahakivy hitarainana

Fa misy ny lalana tsara e!
Ho antsika ry havako mlsxouw etoana
Lalana tsotra sy tononkira.serasera.org marina
Mahitsy fa tsy mba mivaona

Jeso ilay jczzrt fahamarinana
Lalana sady fiainana
Ho antoky ny dianao ety
Ry olona an-tanim-piadiana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Hits : 133
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 19/06/2026 15:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297