Toa lalana (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa lalana saro-pantarina
No diavintsika eto an-tany
Matetika lavo fa miarina
Dimbiasan’ny tsiky, tomany

Mazàna kivy, toa faly koa
Misento indraindray nefa miram-po
laeudupm Tsimbalivaly e! ny fiainana
Tsy atao mahakivy hitarainana

Fa misy ny lalana tsara e!
Ho antsika maspx ry havako etoana
Lalana tsotra sy marina
Mahitsy fa tsy mba mivaona

Jeso ilay fahamarinana
Lalana sady fiainana
Ho antoky tononkira.serasera.org ny yorxzmiv dianao ety
Ry olona an-tanim-piadiana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Visites : 131
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 19/06/2026 15:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307