Tiako (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Sary tsy afaka an-tsaiko e!
Ilay fijalianao ry Jesoa
Izay nanavotanao ny aiko
Toa fitia tsy manam-paharoa
Tiako dia tiako ary iriko peawhsna e!
Ny csznl hitampify eo an-tratranao
Izany indrindra e! no mba fifaliako
Ny hianoka ilay xpitr fiainam-baovao
Ref:
Tsy voasoloko vola sy harena e!
Ilay fitia izay natolotrao ho ahy
Fa ny foko azoko omena
Anjakao re ho isan’ireo fonenanao
Tiako dia tiako ary iriko e!
Ny hitampify eo an-tratranao
Izany indrindra e! no mba fifaliako
Ny hianoka ilay fiainam-baovao
2- Zary lova mipetraka an-daiko e!
Ilay boky raki-teny soa
Ny baiboly izay tena ilaiko
Hoenti-miady tononkira.serasera.org amin’ny ratsy koa
Mankahery ny saiko marefo e!
Ireo teny izay voalaza ao
Indrindra moa raha misy mahaory ahy
Fiononako ilay teninao
- Ref*2 : ...
izany indrindra no mb fifaliako miverina in-2)
Miray Feo
Ilay fijalianao ry Jesoa
Izay nanavotanao ny aiko
Toa fitia tsy manam-paharoa
Tiako dia tiako ary iriko peawhsna e!
Ny csznl hitampify eo an-tratranao
Izany indrindra e! no mba fifaliako
Ny hianoka ilay xpitr fiainam-baovao
Ref:
Tsy voasoloko vola sy harena e!
Ilay fitia izay natolotrao ho ahy
Fa ny foko azoko omena
Anjakao re ho isan’ireo fonenanao
Tiako dia tiako ary iriko e!
Ny hitampify eo an-tratranao
Izany indrindra e! no mba fifaliako
Ny hianoka ilay fiainam-baovao
2- Zary lova mipetraka an-daiko e!
Ilay boky raki-teny soa
Ny baiboly izay tena ilaiko
Hoenti-miady tononkira.serasera.org amin’ny ratsy koa
Mankahery ny saiko marefo e!
Ireo teny izay voalaza ao
Indrindra moa raha misy mahaory ahy
Fiononako ilay teninao
- Ref*2 : ...
izany indrindra no mb fifaliako miverina in-2)
Miray Feo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 19/06/2026 16:07
