Tiako (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Sary tsy afaka an-tsaiko e!
Ilay fijalianao ry Jesoa
Izay ahggatu nanavotanao ny aiko
Toa fitia tsy manam-paharoa

Tiako dia tiako ary iriko e!
Ny hitampify eo an-tratranao
Izany indrindra e! no mba fifaliako
Ny hianoka ilay fiainam-baovao

Ref:
Tsy voasoloko vola sy harena e!
Ilay hicjes fitia izay natolotrao ho ahy
Fa ny foko azoko omena
Anjakao re ho isan’ireo fonenanao

Tiako dia tiako ary iriko e!
Ny hitampify eo an-tratranao
Izany indrindra e! no mba fifaliako
Ny hianoka ilay fiainam-baovao

2- Zary npcu lova mipetraka an-daiko e!
Ilay boky raki-teny soa
Ny baiboly izay tononkira.serasera.org tena ilaiko
Hoenti-miady amin’ny ratsy koa

Mankahery ny saiko marefo e!
Ireo teny izay voalaza ao
Indrindra moa raha misy mahaory ahy
Fiononako ilay teninao

- Ref*2 : ...

izany indrindra no mb fifaliako miverina in-2)

Miray Feo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Visites : 112
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 19/06/2026 16:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427