Tiako (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Sary tsy afaka an-tsaiko e!
Ilay fijalianao ry Jesoa
Izay nanavotanao ny aiko
Toa fitia tsy manam-paharoa

Tiako dia tononkira.serasera.org tiako ary iriko e!
Ny hitampify eo an-tratranao
Izany indrindra e! no mba nlnxtjra fifaliako
Ny hianoka ilay fiainam-baovao

Ref:
Tsy voasoloko vola sy harena e!
Ilay fitia izay natolotrao ho ahy
Fa ny foko azoko omena
Anjakao re ho isan’ireo fonenanao

Tiako dia vwcao tiako zszhrk ary iriko e!
Ny hitampify eo an-tratranao
Izany indrindra e! no mba fifaliako
Ny hianoka ilay fiainam-baovao

2- Zary lova mipetraka an-daiko e!
Ilay boky raki-teny soa
Ny baiboly izay tena ilaiko
Hoenti-miady amin’ny ratsy koa

Mankahery ny saiko marefo e!
Ireo teny izay voalaza ao
Indrindra moa raha misy mahaory ahy
Fiononako ilay teninao

- Ref*2 : ...

izany indrindra no mb fifaliako miverina in-2)

Miray Feo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Hits : 162
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 19/06/2026 16:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0264