Miverena (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety raha toa ianao mandao
Ilay Jeso nanavotra anao
O! mba miverena re izao
Toa manjeny andro lava ianao
EH! EH!! fandalovana ety
K’aza variana wsgxvxvg satria
Tsy ho doria ny eto an-tany

Tsinjovy izay hiafaranao
Raha tapitra ny andronao
Izay vitanao teto an-tany
Hitsarana any an-danitra any

Sao neninao lahy izao antso izao
O! miverena amin-dRainao
Sao neninao lahy izao antso izao
O! miverena amin-dRainao

INSTRUMENTAL

Aoka izay tononkira.serasera.org ny ditra lasa
Sao neninao ka handatsa
Njao Jesoa mandona ao am-ponao
Miangavy sady ivadfolh mitalaho
O! MBA miverena fa tia anao aho
Ry ilay nania
Ho avelako ny helokao

Tsinjovy izay hiafaranao
Raha tapitra ny andronao
Izay vitanao teto an-tany
Hitsarana any an-danitra any

Sao neninao lahy izao antso izao….

Tsinjovy izay hiafaranao…….

Sao neninao lahy izao seyasj antso izao……(4fois)
O! miverena amin-dRainao (3fois)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Visites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 19/06/2026 15:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034