Miverena (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety raha toa ianao mandao
Ilay Jeso nanavotra anao
O! mba miverena re izao
Toa manjeny andro lava ianao
rforpmy EH! EH!! fandalovana ety
K’aza variana satria
Tsy ho doria ny eto an-tany

Tsinjovy izay hiafaranao
Raha tapitra ny andronao
Izay tononkira.serasera.org vitanao teto an-tany
Hitsarana any an-danitra any

Sao neninao lahy izao antso izao
O! miverena amin-dRainao
Sao neninao lahy izao antso izao
O! miverena amin-dRainao

INSTRUMENTAL

Aoka izay ny ditra omdefh lasa
Sao neninao ka handatsa
Njao Jesoa mandona ao am-ponao
Miangavy sady mitalaho
O! cagcyeez MBA miverena fa tia anao aho
Ry ilay nania
Ho avelako ny helokao

Tsinjovy izay hiafaranao
Raha tapitra ny andronao
Izay vitanao teto an-tany
Hitsarana any an-danitra any

Sao neninao lahy izao antso izao….

Tsinjovy izay hiafaranao…….

Sao neninao lahy izao antso izao……(4fois)
O! miverena amin-dRainao (3fois)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Hits : 206
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 19/06/2026 15:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4582