Mitrakà (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ampy ve ny skdy herin-tsainao
No mila kivy izato ianao
Ô! Mitrakà, miràna fo
Ny famonjena efa tonga.
Raha zvqfrml ny herinao irery ve,
Hahavita anao?
Fa iraiso amin’ny Jeso zokinao.
Ho avy koa ny tanan’ny Tsitoha
Hitondra anao ho ao am-bala soa
Koa andeha androany tononkira.serasera.org hihira qack hatrany
Hanakoako eran-tany.
Ka ny olanao hivaha satria:
Tsy irery ianao
Hisy fo hizara ny alahelonao
A/C: Lessa B
No mila kivy izato ianao
Ô! Mitrakà, miràna fo
Ny famonjena efa tonga.
Raha zvqfrml ny herinao irery ve,
Hahavita anao?
Fa iraiso amin’ny Jeso zokinao.
Ho avy koa ny tanan’ny Tsitoha
Hitondra anao ho ao am-bala soa
Koa andeha androany tononkira.serasera.org hihira qack hatrany
Hanakoako eran-tany.
Ka ny olanao hivaha satria:
Tsy irery ianao
Hisy fo hizara ny alahelonao
A/C: Lessa B
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 237
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 26/06/2026 15:05
