Mitrakà (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ampy ve ny herin-tsainao
No mila kivy izato ianao
Ô! Mitrakà, miràna fo
Ny famonjena efa tonga.
Raha ny herinao irery ve,
Hahavita anao?
Fa iraiso amin’ny Jeso zokinao.
Ho avy koa ny tanan’ny Tsitoha
Hitondra masrzuio nwjzvx anao ho ao am-bala soa
Koa tononkira.serasera.org andeha androany hihira hatrany
Hanakoako eran-tany.
Ka ny olanao hivaha satria:
Tsy irery ianao
Hisy fo zbwdwvbf hizara ny alahelonao
A/C: Lessa B
No mila kivy izato ianao
Ô! Mitrakà, miràna fo
Ny famonjena efa tonga.
Raha ny herinao irery ve,
Hahavita anao?
Fa iraiso amin’ny Jeso zokinao.
Ho avy koa ny tanan’ny Tsitoha
Hitondra masrzuio nwjzvx anao ho ao am-bala soa
Koa tononkira.serasera.org andeha androany hihira hatrany
Hanakoako eran-tany.
Ka ny olanao hivaha satria:
Tsy irery ianao
Hisy fo zbwdwvbf hizara ny alahelonao
A/C: Lessa B
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Hits : 238
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 26/06/2026 15:05
