Mitrakà (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ampy ve ny herin-tsainao
No mila kivy izato ianao
Ô! Mitrakà, miràna fo
Ny famonjena efa tonga.

Raha ny herinao irery tononkira.serasera.org ve,
Hahavita anao?
Fa iraiso amin’ny Jeso zokinao.

Ho avy koa ny tanan’ny Tsitoha
Hitondra qmdciym anao ho ao am-bala soa
Koa andeha androany hihira hatrany
Hanakoako eran-tany.

Ka ny olanao ysycldji hivaha satria:
Tsy irery suglu ianao
Hisy fo hizara ny alahelonao

A/C: Lessa B

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Visites : 238
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 26/06/2026 15:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0432