Fanahy Masina (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! Midina Ianao
Mba hanamasina ny fo anatiko ao
Fa feno loto re sy rakotr’ota koa
Avia Ianao mba hanadio sy hanavao
Ref:
Ny asanao asehoy amin’ny Fiainako
Ka dia mba fenoy
Ny herinao ny tenako
Miasa mahery Ianao ato dqxws anatiko
Fanahy Mpananatra pxbsrd ô! Tongava Ianao
Mba hanoro hanitsy koa ny diako izao
Indraindray tononkira.serasera.org rbominz be siasia, mivily sy mania
Tsy te-hanaraka ny lalana voasoritrao
Ref: .....
Mba hanamasina ny fo anatiko ao
Fa feno loto re sy rakotr’ota koa
Avia Ianao mba hanadio sy hanavao
Ref:
Ny asanao asehoy amin’ny Fiainako
Ka dia mba fenoy
Ny herinao ny tenako
Miasa mahery Ianao ato dqxws anatiko
Fanahy Mpananatra pxbsrd ô! Tongava Ianao
Mba hanoro hanitsy koa ny diako izao
Indraindray tononkira.serasera.org rbominz be siasia, mivily sy mania
Tsy te-hanaraka ny lalana voasoritrao
Ref: .....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 19/06/2026 16:10
