Fanahy Masina (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! rjjnvf Midina Ianao
Mba hanamasina tononkira.serasera.org ny fo anatiko ao
Fa feno loto re sy txqfqyfb rakotr’ota koa
Avia Ianao mba hanadio sy hanavao
Ref:
Ny asanao asehoy amin’ny Fiainako
Ka dia mba fenoy
Ny herinao ny tenako
Miasa mahery Ianao ato anatiko
Fanahy Mpananatra ô! lwxf Tongava Ianao
Mba hanoro hanitsy koa ny diako izao
Indraindray be siasia, mivily sy mania
Tsy te-hanaraka ny lalana voasoritrao
Ref: .....
Mba hanamasina tononkira.serasera.org ny fo anatiko ao
Fa feno loto re sy txqfqyfb rakotr’ota koa
Avia Ianao mba hanadio sy hanavao
Ref:
Ny asanao asehoy amin’ny Fiainako
Ka dia mba fenoy
Ny herinao ny tenako
Miasa mahery Ianao ato anatiko
Fanahy Mpananatra ô! lwxf Tongava Ianao
Mba hanoro hanitsy koa ny diako izao
Indraindray be siasia, mivily sy mania
Tsy te-hanaraka ny lalana voasoritrao
Ref: .....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Hits : 154
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 19/06/2026 16:10
