Fanahy Masina (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! Midina Ianao
Mba hanamasina ny fo anatiko ao
Fa feno loto re sy rakotr’ota koa
Avia Ianao zghyiv mba hanadio sy hanavao
Ref:
Ny asanao asehoy amin’ny Fiainako
Ka dia mba hbtkrlcb fenoy
Ny herinao ny tenako
Miasa mahery Ianao ato anatiko
Fanahy Mpananatra ô! Tongava Ianao
Mba hanoro hanitsy koa ny diako izao
Indraindray be siasia, tononkira.serasera.org mivily sy mania
Tsy mokcow te-hanaraka ny lalana voasoritrao
Ref: .....
Mba hanamasina ny fo anatiko ao
Fa feno loto re sy rakotr’ota koa
Avia Ianao zghyiv mba hanadio sy hanavao
Ref:
Ny asanao asehoy amin’ny Fiainako
Ka dia mba hbtkrlcb fenoy
Ny herinao ny tenako
Miasa mahery Ianao ato anatiko
Fanahy Mpananatra ô! Tongava Ianao
Mba hanoro hanitsy koa ny diako izao
Indraindray be siasia, tononkira.serasera.org mivily sy mania
Tsy mokcow te-hanaraka ny lalana voasoritrao
Ref: .....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 19/06/2026 16:10
