Derao (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Deraoderao! Ankalazao Ny Tomponao,
Fa tsara, soa sy gistbyf tononkira.serasera.org vao
Tany ô! Hobio, io Tompontsika io
Ka mba valio ny antsony hoe: “FIDIO”
Ny asany lehibe, ( LEHIBE!!)
Ka mahatalanjona e!!!! (JESOA!)
Ny hery tsy hita lany
No iasany vesm eto an-tany ka:
Saotra aman-dera sy laza
No atolotra Anao Tompo wbibkb tia
Mpanjaka masina
Fanjakana lehibe ( LEHIBE!!)
Ny lapany kanto e!!!! (JESOA!)
Harena tsy hita fetra
Omeny ny rehetra e! ka:
Saotra aman-dera sy laza
No atolotra Anao Tompo tia
Mpanjaka masina
A/C: Rajaonarison F.T.
Fa tsara, soa sy gistbyf tononkira.serasera.org vao
Tany ô! Hobio, io Tompontsika io
Ka mba valio ny antsony hoe: “FIDIO”
Ny asany lehibe, ( LEHIBE!!)
Ka mahatalanjona e!!!! (JESOA!)
Ny hery tsy hita lany
No iasany vesm eto an-tany ka:
Saotra aman-dera sy laza
No atolotra Anao Tompo wbibkb tia
Mpanjaka masina
Fanjakana lehibe ( LEHIBE!!)
Ny lapany kanto e!!!! (JESOA!)
Harena tsy hita fetra
Omeny ny rehetra e! ka:
Saotra aman-dera sy laza
No atolotra Anao Tompo tia
Mpanjaka masina
A/C: Rajaonarison F.T.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 207
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 26/06/2026 15:17
