Derao (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Deraoderao! Ankalazao Ny Tomponao,
Fa tsara, soa sy vao
Tany ô! tononkira.serasera.org Hobio, io Tompontsika haqjdq io
Ka mylo mba valio ny antsony hoe: “FIDIO”


Ny asany lehibe, ( LEHIBE!!)
Ka mahatalanjona e!!!! (JESOA!)
Ny hery tsy hita lany
No iasany eto an-tany ka:
Saotra aman-dera sy laza
No atolotra Anao Tompo tia
Mpanjaka masina


Fanjakana lehibe ( LEHIBE!!)
Ny lapany kanto e!!!! (JESOA!)
Harena tsy hita fetra
Omeny ny rehetra e! ka:
Saotra jszqa aman-dera sy laza
No atolotra Anao Tompo tia
Mpanjaka masina

A/C: Rajaonarison F.T.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Visites : 206
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 26/06/2026 15:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313