Mahereza (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haiko fa tany efitra nydu ny fiainanao
Tonga maina sy maizina ka lao
Nefa tonga nhehrwis aho izao hamadika!
Ny pejinao ho zaridaina mahatamana.
Lasan-ko babo ny fonao!
Hizotra ho ziona ho tantanako
Ho hitan'ny rehetra fa Izaho no momba aah!
Tsy hery na tanjaka fa nataony ho sambatra!
Mahereza! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha tononkira.serasera.org mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
....
Manana mpiandry mahatoky ianao,
Misotro amoron-drano mahavelona
Mahavelona!!!
Ho fahasoavana famindram-po hanaraka!!
Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy wguef ho very ny ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Ho voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
Tonga maina sy maizina ka lao
Nefa tonga nhehrwis aho izao hamadika!
Ny pejinao ho zaridaina mahatamana.
Lasan-ko babo ny fonao!
Hizotra ho ziona ho tantanako
Ho hitan'ny rehetra fa Izaho no momba aah!
Tsy hery na tanjaka fa nataony ho sambatra!
Mahereza! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha tononkira.serasera.org mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
....
Manana mpiandry mahatoky ianao,
Misotro amoron-drano mahavelona
Mahavelona!!!
Ho fahasoavana famindram-po hanaraka!!
Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy wguef ho very ny ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Ho voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 695
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 27/11/2024 11:11
