Samaritana (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangarika ahy izay rehetra nandalo
Naneso tononkira.serasera.org ahy ho toa zava-poana,
Misy aza ireo mitsangak'ho Fahavalo
Namely ahy tsy ahoana tsy ahoana.
Nahamenatra ahy ny eny an-dalambe
Mpanenjika sy mpanakora
Nifikifi-doha izay rehetra nandre
Nanara-po sady nandrora.
Fa rxcfje nandalo teo koa nefa Ianao
Tsy anisan'ny mpiray tanana
Tsy nisalasala nandray ahy
Ianao ve ilay samaritana.
Sa iza loatra ary Ianao?
No sahy nitia ahy, iza arha ocjqhkr loatra Ianao?
Tsy nahalala ny amiko
Nefa dia sahy nitia tsotra izao.
....
Fa nandalo teo koa nefa Ianao
Tsy anisan'ny mpiray tanana
Tsy nisalasala nandray ahy
Ianao ve ilay samaritana.
*Sa iza loatra ary Ianao?
No sahy nitia ahy, iza loatra Ianao?
Tsy nahalala ny amiko
Nefa dia sahy nitia tsotra izao.
(X2)
...
Nitia tsotra izao!!
Naneso tononkira.serasera.org ahy ho toa zava-poana,
Misy aza ireo mitsangak'ho Fahavalo
Namely ahy tsy ahoana tsy ahoana.
Nahamenatra ahy ny eny an-dalambe
Mpanenjika sy mpanakora
Nifikifi-doha izay rehetra nandre
Nanara-po sady nandrora.
Fa rxcfje nandalo teo koa nefa Ianao
Tsy anisan'ny mpiray tanana
Tsy nisalasala nandray ahy
Ianao ve ilay samaritana.
Sa iza loatra ary Ianao?
No sahy nitia ahy, iza arha ocjqhkr loatra Ianao?
Tsy nahalala ny amiko
Nefa dia sahy nitia tsotra izao.
....
Fa nandalo teo koa nefa Ianao
Tsy anisan'ny mpiray tanana
Tsy nisalasala nandray ahy
Ianao ve ilay samaritana.
*Sa iza loatra ary Ianao?
No sahy nitia ahy, iza loatra Ianao?
Tsy nahalala ny amiko
Nefa dia sahy nitia tsotra izao.
(X2)
...
Nitia tsotra izao!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 821
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 27/11/2024 11:21
